Entry | 1 kitakitaina |
Root | 2 kitakita |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fozafozaina, viraviraina: Nokitakitain' Isambilo ny akanjoko 5 Velivelezina, levilevena, tsy itondrana roa: Nokitakitain' ny mpampiasa zanakalo izy ka tsy nahapetraka [1.1] |
Explanations in French |
6 qu'on chiffonne, qu'on maltraite: Aza kitakitaina ny akanjoko (Ne chiffonner pas mes habits) ~ Aza kitakitaina ny zandrin' ialahy (Ne maltraite pas ton frère cadet) [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 kitakitahina |
Anagrams | 12 ikitakitana, kitakitaina |
Updated on 2023/01/20 |