Entry | 1 kitakita |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1] |
Explanations in French |
4 action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous 5 action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3] |
Examples |
6 Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy. [2.472] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 kitakitaka |
Anagrams | 12 katikaty, kitakita |
Updated on 2020/07/31 |