Entry | antenimiera | ||
Elementary words | teny ; miera | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha [1.1] | ||
Andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [1.13] | |||
Explanations in French | Assemblée [1.13, 1.5] | ||
Synonyms | komity | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/08/16 |