Entry | 1 kômitỳ |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1][komitỳ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray |
Explanations in English |
4 [1.7][komìty] a committee |
Explanations in French |
5 [1.3][komitỳ] comité 6 [1.8][komìty] comité |
Examples |
7 Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356#187] 8 ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16] 9 Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 kaomity |
Analogs | 12 vaomiera, vaomiera |
Compound words |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/28 |