Entry | 1 antenimieram-pirenena |
Elementary words | 2 antenimiera, firenena |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [1.1] |
Explanations in French |
5 assemblée nationale [1.5] |
Vocabulary |
6 Politique |
Titles | 7 Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 (antenimieram-pirenena) |
Literary works |
8 Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 |
Updated on 2023/08/16 |