Entry | 1 firenena |
Root | 2 reny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] a nation 6 [1.2] a clan, a race, a tribe 7 [1.7] a people |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.8] nation 9 [1.3] tribu, caste, peuplade, race, famille 10 [1.8] peuple |
Examples |
11 Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5] 12 Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503] |
Vocabulary |
13 Politique |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
29 Akademiam-pirenena Malagasy () 30 Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations) 31 Ny Satam-pirenena Malagasy : izany tena toetra maha-malagasy (Rakotonirainy Joseph) 32 Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy (Fagereng Edwin) 33 Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona) |
Proverbs | 34 Proverbs containing the word firenena |
Article |
35 Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 36 firenena, neferany, neferina, nieferan |
Updated on 2023/06/11 |