Entry | 1 firenena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] a nation 5 [1.2] a clan, a race, a tribe 6 [1.7] a people |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] nation 8 [1.3] tribu, caste, peuplade, race, famille 9 [1.8] peuple |
Examples |
10 [2.5] Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. 11 [2.503] Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. |
Vocabulary |
12 Politique |
Root | 13 reny |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 36 Proverbs containing the word firenena |
Article |
37 Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 38 firenena, neferany, neferina, nieferan |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |