|
|
|
|

Entry1  dikan-teny
Elementary words  2  dika, teny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  teny namadihana teny hafa: Ataoko fa diso io dikan-teny io [1.1]
Examples  5  Nicol ohabolana fampiasa mazana indrindra, natokony araka ny foto-kevitra sasany, misy dikanteny frantsay. [2.299#nyohabolanamalagasy]

Updated on 2023/06/18