Entry | 1 itenenana |
Root | 2 teny |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in English |
4 [1.7] to be spoken to |
Explanations in French |
5 [1.3#696] |
Examples |
6 Izao no itenenana amin'izany. [2.59#122] 7 Ka izany no itenenana hoe : efa nahary zaza roa izy vao maty. [2.285#78] 8 Izy ihany no nitenenako izany (C'est à lui-même que je l'ai dit) [1.3#696] 9 Voapoka na voadona tampoka ilay itenenana, ka mivoaka ho azy na ny saika hafenina aza. [2.298#125] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word itenenana |
Anagrams | 15 itenenana, nanetenay |
Updated on 2020/07/31 |