Entry (1/3) | 1 fanorana |
Root | 2 orana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) [1.1] |
Entry (2/3) | 5 fanorana |
Root | 6 otra |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko [1.1] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 10 fanorana |
Root | 11 torana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny [1.1] |
Anagrams | 14 anaforan, fanarona, fanorana, nanafora, nofarana |
Updated on 2023/01/20 |