|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanoranana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy)
Root  4  orana

Entry (2/2)5  fanoranana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha
Explanations in French  8  [1.13] anesthésie générale
Vocabulary  9  Health
Root  10  torana

Anagrams  11  fanaronana, fanoranana, nanaforana, nofaranana

Updated on 2025/01/21