Entry (1/2) | 1 fanoranana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy) |
Root | 4 orana |
Entry (2/2) | 5 fanoranana |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha |
Explanations in French |
8 [1.13] anesthésie générale |
Vocabulary |
9 Health |
Root | 10 torana |
Anagrams | 11 fanaronana, fanoranana, nanaforana, nofaranana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |