Entry | 1 velirano |
Elementary words | 2 vely, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fianianana [1.1] |
Explanations in French |
5 serment légal consistant à prononcer des imprécations contre soi-même, en frappant, avec une verge, une lance plantée dans une fontaine sacrée presque desséchée ; promesse, simple serment [1.3#824] |
Examples |
6 Nanao velirano sy nifanaiky tamin-dRanavalona I izy. [2.508#] 7 Manaraka izany dia natao ny lokan'ady sy ny velirano; [2.588#] 8 Loza izany velirano ataon' izy roa lahy izany, fa efa mianiana mafy amin' ny lanitra sy ny tany! [2.69#] |
Other spellings | 9 vely |
Compound words |
|
Anagrams | 11 Narivelo, renivola, velirano |
Updated on 2023/07/23 |