Entry | 1 mangala-belirano |
Part of speech | 2 locution |
Examples |
3 [2.48] Ireo kosa didy mahatapa-doha amin' ny fanjakana: (1) ny mikomy; (2) ny manera vadin' andriana; (3) ny manao lefom-pohy; (4) ny mandrendri-bahoaka; (5) ny manani-drova; (6) ny mamono olona; (7) ny mangala-belirano; (8) ny mangala-kasé |
Elementary words | 4 mangalatra, velirano |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |