Entry | 1 fianianana |
Root | 2 aniana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao |
Explanations in English |
5 [1.7] an oath of affirmation (not a curse) |
Explanations in French |
6 [1.8] serment |
Examples |
7 Manam-pikasana ny hitana ireny fianianana ireny ve ianao, Rivo? [2.529#] 8 Nahoana no am-bava fotsiny dia ampy ny fltsipika sy ny fianianana? [2.285#] |
Article |
9 Randzavola: fianianana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |