|
|
|
|

Entry1  velirano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fianianana
Explanations in French  4  [1.3#824] serment légal consistant à prononcer des imprécations contre soi-même, en frappant, avec une verge, une lance plantée dans une fontaine sacrée presque desséchée ; promesse, simple serment
Examples  5  [2.508#] Nanao velirano sy nifanaiky tamin-dRanavalona I izy.
6  [2.588#] Manaraka izany dia natao ny lokan'ady sy ny velirano;
7  [2.69#] Loza izany velirano ataon' izy roa lahy izany, fa efa mianiana mafy amin' ny lanitra sy ny tany!
Elementary words  8  vely, rano
Other spellings  9  velyrano
Compound words 

Anagrams  13  Narivelo, novelari, renivola, velirano, vely rano

Updated on 2025/02/02