|
|
|
|

Entry1  ranovisy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy
Examples  4  [2.59#339] ny rano mafana filomana, ny rano visy fisotro.
5  [2.324] Hanara-dohasaha any anatin'ny vondrona sy ny ranovisy any ny roa lahy amintsika, ndrao misy misitrika any ny zaza amim-behivavy, fa ny roa lahy kosa hanaraka ny tanety, ka hitazana izay alehan'ny olona.
Vocabulary  6  Health
Elementary words  7  rano, Visy
Other spellings  8  ranovisy

Anagrams  9  ranovisy, vosirany, vosirina

Updated on 2025/01/21