Entry (1/2) | 1 ranomainty |
Elementary words | 2 rano, mainty |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [1.1] |
Explanations in English |
5 Ink, black ink, blacking. [1.2] 6 ink [1.7] |
Explanations in French |
7 encre [1.8] |
Examples |
8 Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 Ranomainty |
Elementary words | 12 rano, mainty |
Part of speech | 13 name (toponym) [Full list] |
Examples |
14 Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [2.48] |
Vocabulary |
15 Geography: towns |
Anagrams | 16 imontirana, Maintirano, miotrinana, namoritany, notarainim, ranomainty, Ranomainty |
Updated on 2024/12/21 |