|
|
|
|

Entry1  ranovoahasina
Elementary words  2  rano, voahasina
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  5  (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany [1.1]

Updated on 2023/06/20