|
|
|
|

Entry1  tavin-drano
Elementary words  2  tavy, rano
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  [1.2] a water trough or bowl for washing
Explanations in French  5  [1.3] bassin pour mettre de l'eau, pour se laver
Examples  6  Ary ao koa ny tavindrano fanozan-tanana. [2.48]
7  Fanampin' izany, dia novakin' i Akaza mpanjaka koa ny panoa sy ny tongony ary nesoriny ny tavindrano teo amboniny; [2.996#]

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21