|
|
|
|

Entry1  tavin-drano
Part of speech  2  locution
Explanations in English  3  [1.2] a water trough or bowl for washing
Explanations in French  4  [1.3] bassin pour mettre de l'eau, pour se laver
Examples  5  [2.48] Ary ao koa ny tavindrano fanozan-tanana.
6  [2.996#] Fanampin' izany, dia novakin' i Akaza mpanjaka koa ny panoa sy ny tongony ary nesoriny ny tavindrano teo amboniny;
Elementary words  7  tavy, rano

Anagrams  8  androvitan, itandrovan, nandrovita, navanditro, nitandrova, tandrovina, tavin-drano

Updated on 2025/01/21