|
|
|
|

Entry1  rano dikain' ny zinga
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony
Elementary words  4  rano, dikaina, zinga

Updated on 2024/12/07