|
|
|
|

Entry1  dikaina
Root  2  dika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ihoarana avy eo ambony: Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io
5  Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony: Aza dikainao itỳ dadatoanao, anaka
6  Andalovana fotsiny, tsy raharahaina: Loza fa nodikainaony lehibenao, hadinonao angaha ny hoe: aza manao rano dihain-jinga!
7  Nodinganina, navela fa hadino: Andalana tala no nodikain' ny mpanoratra amin' ny milina
8  Tsy narahina: Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao [1.1]
Explanations in English  9  to be overstepped, to be translated [1.2]
10  to be crossed by something [1.7]
Explanations in French  11  dont on s'est écarté [1.8]
Examples  12  Ka ianareo tsy manivaka, milaza ny marina tsy azonay dikaina. [2.245#]
13  Nanorenana tetezana teny amin' ireo renirano tsy maintsy dikaina. [2.445#]
14  Fa izaho no saonjo an-kihin-karana : tsy hadím-body, tsy hanin-dravina, ka raha dikaina, mahabe lohalika; [1.406#]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word dikaina

Anagrams  22  adikany, akadiny, dikaina, dikanay, dinakay, idaikan, ikadian, kadinay, nidaika, nikadia

Updated on 2023/05/25