|
|
|
|

Entry1  zinga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano
Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna
Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny.
Explanations in English  4  [1.7] a dipper for water with a long handle
Explanations in French  5  [1.8] calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette
6  [1.196] Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins.
Examples  7  Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470]
8  Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana. [2.472]
9  Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy; [2.48]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word zinga

Updated on 2025/01/21