|
|
|
|

Entry1  ranonafero
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano miforona ao amin' ny aty, izay misy asany amin' ny sakafo hanina
Explanations in English  4  [1.2][ranon-afero] bile
Vocabulary  5  Biology
Elementary words  6  rano, afero

Updated on 2024/12/07