|
|
|
|

Entry (1/4)1  afero
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy
Explanations in English  4  [1.2] the bile, the gall, the gall-bladder
5  [1.7] bile
Explanations in French  6  [1.3] Bile, fiel, la vĂ©sicule qui le contient
7  [1.8] bile, fiel
Examples  8  [2.1022#] Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka!
Vocabulary  9  Biology
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word afero

Entry (2/4)21  afero
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Zavatra mangidy dia mangidy.
Explanations in English  24  [1.2] bitterness, costly. [mal ampada(?).]
Explanations in French  25  [1.3] amertume, aigreur
26  [1.8] amertume
Vocabulary  27  Emotions
Compound words 
Article  29  Randzavola: afero ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)30  afero
Part of speech  31  imperative of passive verb afetra [Full list]
Root  32  fetra

Entry (4/4)33  afero
Part of speech  34  imperative of passive verb aferina [Full list]
Root  35  afitra

Anagrams  36  afero, arefo, efaro

Updated on 2025/04/19