|
|
|
|

Entry (1/2)1  fetra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy
Explanations in English  4  [1.2] an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control.
5  [1.7] a limit
Explanations in French  6  [1.8] limite
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  25  Proverbs containing the word fetra

Entry (2/2)26  fetra
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  [1.78] [Sihanaka] zanaka, taranaka
Morphology 
29  Simple :
30  Prefixed :
Synonyms  31  faitra

Anagrams  32  afetr, fatre, fetra

Updated on 2023/06/02