Entry (1/4) | 1 ferana |
Root | 2 fetra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana fetra: Noferon' ny fanjakana ny vidin' ny vary Soritana, faritana: Noterana ny sisin-tanin' ny firenena roa |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to be limited 6 [1.2] to be restrained, to be fixed, as a time. |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on limite |
Examples |
8 ny fisamboram-bola izay ferana araka ny lalàna ny fepetra momba izany. [1.320] 9 Ny tapany faharoa dia milaza fa ferana ny fotoana hahazoan' ny vahiny mijanona eto Madagasikara. [2.508] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 15 feraña |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Taimoro]
zanatsipika, zanatsirika |
Entry (3/4) | 18 ferana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in French |
20 [1.196] Sorte de jonc utilisé pour fixer le chaume lorsqu'on fait des toitures |
Entry (4/4) | 21 ferana |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in English |
23 [1.2] [Betsileo]
a plant used as a blow-tube for shooting birds. Same as tsontsoraka and tsirika. |
Explanations in French |
24 [1.196] |
Vocabulary |
25 Botany: palm |
Anagrams | 26 |
Updated on 2025/01/21 |