Entry (1/3) | 1 petra- |
Part of speech | 2 morphological form of petraka |
Entry (2/3) | 3 petra |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy 6 Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1] |
Explanations in English |
7 same as pepetra [1.2] |
Explanations in French |
8 commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 11 petra |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Fandrarana na fisakanana [1.1] |
Anagrams | 14 patre, petra-, petra, trepa |
Updated on 2023/12/04 |