Entry |
pepetra
(petra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1]
|
Explanations in English | A strong request, an express order, injunction, or charge. [1.2]
|
| An express order, definite instructions [1.7]
|
Explanations in French | Commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [1.3]
|
| Ordre précis [1.8]
|
Derivatives |
Synonyms | |
|