Entry | 1 pepetra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. |
Explanations in English |
4 [1.2] A strong request, an express order, injunction, or charge. 5 [1.7] an express order, definite instructions |
Explanations in French |
6 [1.3#483] Commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie 7 [1.8] ordre précis |
Root | 8 petra |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 petra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |