|
|
|
|

Entry1  fameperana
Root  2  pepetra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanafatrafarana, fandidiana: Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an' ireo voalavo kely roa lahy mba tsy hivoaboaka
Explanations in French  5  [1.3#483] La recommandation, l’injonction, la commission
Examples  6  Raisin' ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin' ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan' olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan' ny tsirairay. [1.320#]

Updated on 2024/12/11