|
|
|
|

Entry1  fe-taona
Part of speech  2  locution
Explanations in English  3  [1.2] A limited term.
4  [1.7] a time limit
Explanations in French  5  [1.8] limite de temps
Examples  6  [2.366#] Ary raha efa lany ny fetaona sy ny fe-bolana nifanaikena dia miala izy.
7  [2.59#] Raha tokony ho niety, 1 Ny Goverinor, mba hasiana fetaona no honènany;
Elementary words  8  fetra, taona

Anagrams  9  antefao, fañetoa, fetanao, fe-taona

Updated on 2025/01/21