Entry | rano an-tsahafa | |
Elementary words | rano ; sahafa | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana [1.1] | |
Explanations in English | Business of agreements made by persons as to the place of doing something [1.2] | |
Anagrams | fanasatrohana, rano an-tsahafa |
Updated on 2023/04/16 |