|
|
|
|

Entry1  rano an-tsahafa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana
Explanations in English  4  [1.2] Business of agreements made by persons as to the place of doing something
Elementary words  5  rano, sahafa

Anagrams  6  fanasatrohana, nofaratsahana, rano an-tsahafa

Updated on 2025/01/21