Entry | sahafa | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Hazo mitapelaka lehibe, matetika boribory, fanofana vary (misy koa vy na ravina natao hanofana vary ka notondroina mazava tsara hoe: sahafa vy, sahafa harona). [1.1] | |||
Explanations in English | A tray for winnowing rice [1.7] | |||
Explanations in French | Van, plateau concave servant à vanner le riz [1.3] | |||
Vannage du riz [1.8] | ||||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word sahafa | |||
Updated on 2023/08/11 |