|
|
|
|

Entry1  savarano
Elementary words  2  sava, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana ao anaty rano arahin' ny tena manontolo
(sava-rano) lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana
Analogs  5  antsitrika, lomano, ranotsilany, tsikaroka, tsipysandry

Updated on 2024/12/12