|
|
|
|

Entry1  lomano
Root  2  lano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, ny antsitrika, sns... [1.1#546]
Explanations in English  5  swimming [1.7]
Explanations in French  6  nage, natation [1.3#411]
Examples  7  Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano. [2.356#]
8  fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word lomano

Anagrams  17  lomano, lomona, maloño, mañolo, manolo, namolo

Updated on 2023/06/07