Entry | 1 eladrano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy 4 [1.13] karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina |
Explanations in French |
5 [1.3][ela-drano] mica 6 [1.13] mica |
Vocabulary |
7 Geology |
Elementary words | 8 elaka, rano |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |