Entry | 1 tondra-drano |
Part of speech | 2 locution |
Vocabulary |
3 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 4 rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1] |
Explanations in English | 5 a flood [1.7] |
Explanations in French | 6 inondation [1.8, 1.5]7 inondation [1.13]8 crue [1.8] |
Examples |
9 Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470] 10 Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59] |
Synonyms | 11 safo-drano |
Elementary words | 12 tondraka, rano |
Updated on 2024/08/13 |