Entry | 1 tondra-drano |
Elementary words | 2 tondraka, rano |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka |
Explanations in English |
5 [1.7] a flood |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.5] inondation 7 [1.13][tondradrano] inondation 8 [1.8] crue |
Examples |
9 [2.470] Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay 10 [2.59] Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha |
Vocabulary |
11 Geography: (in general) |
Synonyms | 12 safo-drano |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |