Entry | 1 rano maria |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy 4 [1.13][ranomaria] rano mafy |
Explanations in English |
5 [1.2] Water flowing swiftly |
Explanations in French |
6 [1.13][ranomaria] rapide |
Examples |
7 [2.436#] Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. |
Elementary words | 8 rano, maria |
Synonyms | 9 rano mandeha |
Anagrams | 10 Mariarano, rano maria |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |