|
|
|
|

Entry1  basirano
Elementary words  2  basy, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano)
Explanations in English  5  [1.2] A syringe.
Vocabulary  6  Health

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21