Entry | 1 anandrano |
Elementary words | 2 anana, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan' anana madini-dravina maniry eny amin' ny tany be rano; fanao ro ary azo hanina manta fanao salady koa. Be vitamina C ny anandrano (Nasturtium officinale) [1.1] |
Explanations in English |
5 [rano, water.] Water-cress. Nasturtium officinale, R. Br. [1.2] 6 watercress [1.7] |
Explanations in French |
7 cresson [1.8] 8 (de anana = herbe potagère, et rano = eau). 9 Nasturtium officinale W.T. Aiton (Brassicaceae). Le cresson, bien connu en Europe. Souvent consommé après cuisson, comme légume accompagnant le riz, sur les hauts plateaux. [Merina] 10 Ceratopteris thalictroides (L.) Brongn. (Pteridaceae). Cette fougère aquatique immergée fournit de grandes frondes tendres, très appréciées comme légume. Très appréciée aussi des amateurs d'acquarium. [Tanosy] [1.196] |
Examples |
11 Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano. [2.643] |
Vocabulary |
12 Botany: vegetable |
Scientific name |
|
Anagrams | 14 anandrano, anandroan, anandrona, andronana, anondrana, nanandroa, nandaroan, nandoaran, nandorana, nandroana, naondrana, ondranana |
Updated on 2023/12/08 |