|
|
|
|

Entry1  ranon-dolana
Elementary words  2  rano, lolana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany
5  [1.13] rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo
Explanations in French  6  [1.13] eaux usées
Examples  7  Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470#]

Updated on 2024/12/07