Entry | 1 sosoarano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taifasy]
sosoaberano |
Examples |
4 [1.437#] Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany |
Vocabulary |
5 Economy: food |
Elementary words | 6 sosoa, rano |
Anagrams | 7 roa sosona, sosoarano |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |