Entry 1/2 | ranomafana | |
Elementary words | rano ; mafana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1] | |
Explanations in English | (rano mafana) Warm water; hot springs Fig. anger; a present. [1.2] | |
Explanations in French | (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196] | |
Examples | Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka.
[2.366] | |
Vocabulary | Botany | |
Entry 2/2 | Ranomafana | |
Part of speech | name (toponym) | |
Examples | Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, Ranomafana sns.
[2.508] | |
Vocabulary | Geography: towns | |
Coordinates | -24.5666667, 46.9666667
-21.25, 47.45 -20.5166667, 46.7666667 -18.95, 48.8333333 -18.5666667, 46.9833333 -14.3666667, 49.55 | |
Anagrams | fanamorana, ranomafana |
Updated on 2023/05/28 |