Entry 1/2 |
arindrano
|
Elementary words | ary ;
rano |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-damba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon' ny Betsileo amin' ny landy sy landihazo. Fitafy amin' ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy [1.1]
|
Explanations in English | A lamba with black stripes woven [in the Arindrano dictrict] [1.2]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
Arindrano
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in English | Name of a well-watered district in the Betsileo province [1.2]
|
|