|
|
|
|

Entry1  ranonando
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra
4  [1.1][ranon' ando] rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando
Explanations in French  5  [1.3, 1.13] la rosée
Examples  6  [2.470] Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
7  [2.472] Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana
Elementary words  8  rano, ando
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word ranonando

Anagrams  11  anandrono, anondrano, anondroan, nandoroan, nanondroa, ranonando

Updated on 2025/01/21