Entry 1/2 ando
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano. [1.1]
Explanations in English The dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.] [1.2]
 Dew [1.7]
Explanations in French Rosée [1.3, 1.8, 1.13]
 L'humidité [1.3]
Examples 
1Savasava ranon' ando ihany anefa ity. [2.298]
2Varobarotra madinika no nataony : namaky ando maraina, namonjy tsena; [2.285]
3Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza; [1.38]
Derivatives 
Compound words 
Titles Ando
Proverbs 
Article 

Entry 2/2 Ando
Elementary words ando
Part of speech name (book title)
Author Andriamanantena Georges
Publishings 1977.
Tables and plates All the titles
Text 

Anagrams 

Updated on 2023/07/31